# Ahoana no fomba hahafantaran'ireo Israelita ny lova ho an'ny olona tsirairay ao amin'ilay tany? Hiloka ireo Israelita mba hahafantarana ny lova ho an'ny olona tsirairay ao amin'ilay tany. # Iza no entina ara-drariny toy ny olona tera-tanin'Israely? Ireo vahiny mipetraka eo anivon'ireo Israelita no ho entina ara-drariny toy ny tera-tanin'Israely.