plt_tq/ezk/45/09.md

8 lines
353 B
Markdown

# Inona no lazain'i Yaveh an'ireo andriandahin'Israely mba hatsahatra?
Yaveh dia milaza an'ireo andriandahin'Israely mba hanatsahatra ny fandroahana ny vahoakan'i Yaveh, ary mba hanala ny herisetra sy ny fifandirana.
# Inona no lazain'i Yaveh fa tsy maintsy atao marina?
Yaveh dia milaza fa tsy maintsy atao marina ireo mizana, efaha, ary ireo bata.