# Inona no lazain'i Yaveh an'ireo andriandahin'Israely mba hatsahatra? Yaveh dia milaza an'ireo andriandahin'Israely mba hanatsahatra ny fandroahana ny vahoakan'i Yaveh, ary mba hanala ny herisetra sy ny fifandirana. # Inona no lazain'i Yaveh fa tsy maintsy atao marina? Yaveh dia milaza fa tsy maintsy atao marina ireo mizana, efaha, ary ireo bata.