plt_tq/ezk/44/23.md

8 lines
379 B
Markdown

# Fahasamihafana amin'ny inona no ho ampianarin'ireo mpisorona ny vahoaka?
Ireo mpisorona dia hampianatra ny vahoaka ny fahasamihafana eo amin'ny masina sy ny tsy masina, ny maloto sy ny madio.
# Inona no andraikitry ny mpisorona amin'ny fifandirana eo amin'ireo Israelita?
Ny mpisorona dia mitsanga mitsara eo amin'ny vahoaka miaraka amin'ny lalàn'i Yaveh, ary mila marina.