plt_tq/ezk/40/01.md

12 lines
423 B
Markdown

# Firy taona no naha-babon'ireo Babyloniana an'i Ezekiela?
Ezekiela dia babon'ireo Babyloniana nandritry ny dimy amby roapolo taona.
# Firy taona lasa no naha-babo ny tanànan'i Jerosalema?
Ny tanànan'i Jerosalema dia lasan-ko babo efa efatra ambin'ny folo taona lasa.
# Taiza no nitondran'Andriamanitra an'i Ezekiela tao anaty fahitana?
Nentin'Andriamanitra tany amin'ny tanin'Israely tao anaty fahitana i Ezekiela.