# Firy taona no naha-babon'ireo Babyloniana an'i Ezekiela? Ezekiela dia babon'ireo Babyloniana nandritry ny dimy amby roapolo taona. # Firy taona lasa no naha-babo ny tanĂ nan'i Jerosalema? Ny tanĂ nan'i Jerosalema dia lasan-ko babo efa efatra ambin'ny folo taona lasa. # Taiza no nitondran'Andriamanitra an'i Ezekiela tao anaty fahitana? Nentin'Andriamanitra tany amin'ny tanin'Israely tao anaty fahitana i Ezekiela.