plt_tq/ezk/38/21.md

8 lines
412 B
Markdown

# Inona no hitsaran'i Yaveh an'i Goga sy ny tafiny amin'izany andro izany?
Yaveh dia hitsara an'i Goga sy ny tafiny amin'ny areti-mandringana, rà, orana tafahoatra, havandra, ary solifara mirehitra amin'izany andro izany.
# Amin'izany andro izany, inona no ho asehon'i Yaveh eo imason'ny firenena maro?
Amin'izany andro izany, Yaveh dia hampiseho ny halehibeny sy ny fahamasinany eo imason'ny firenena maro.