# Inona no hitsaran'i Yaveh an'i Goga sy ny tafiny amin'izany andro izany? Yaveh dia hitsara an'i Goga sy ny tafiny amin'ny areti-mandringana, rĂ , orana tafahoatra, havandra, ary solifara mirehitra amin'izany andro izany. # Amin'izany andro izany, inona no ho asehon'i Yaveh eo imason'ny firenena maro? Amin'izany andro izany, Yaveh dia hampiseho ny halehibeny sy ny fahamasinany eo imason'ny firenena maro.