plt_tq/ezk/35/07.md

8 lines
298 B
Markdown

# Inona no hameno ireo tendrombohitra any amin'ny faritry ny Tendrombohitra Seira?
Ireo tendrombohitra any amin'ny faritry ny Tendrombohitra Seira dia ho feno ny fatin'izany.
# Hafiriana no haharetan'ny faharavan'ny Tendrombohitra Seira?
Ny faharavan'ny Tendrombohitra Seira dia ho mandrakizay.