# Inona no hameno ireo tendrombohitra any amin'ny faritry ny Tendrombohitra Seira? Ireo tendrombohitra any amin'ny faritry ny Tendrombohitra Seira dia ho feno ny fatin'izany. # Hafiriana no haharetan'ny faharavan'ny Tendrombohitra Seira? Ny faharavan'ny Tendrombohitra Seira dia ho mandrakizay.