plt_tq/ezk/33/10.md

8 lines
246 B
Markdown

# Inona no lazain'i Yaveh fa tsy ankasitrahany?
Yaveh dia milaza fa tsy mankasitraka ny fahafatesan'ny ratsy fanahy Izy.
# Hanao inona no hiantsoan'i Yaveh ny ratsy fanahy?
Yaveh dia miantso ny ratsy fanahy mba hibebaka ka ho velona izy ireo.