# Inona no lazain'i Yaveh fa tsy ankasitrahany? Yaveh dia milaza fa tsy mankasitraka ny fahafatesan'ny ratsy fanahy Izy. # Hanao inona no hiantsoan'i Yaveh ny ratsy fanahy? Yaveh dia miantso ny ratsy fanahy mba hibebaka ka ho velona izy ireo.