plt_tq/ezk/29/01.md

8 lines
319 B
Markdown

# Nasain'i Yaveh haminany manohitra an'iza i Ezekiela?
Nasain'i Yaveh haminany manohitra an'i Farao, mpanjakan'i Egypta i Ezekiela.
# Biby inona no lazain'i Yaveh fa tahaka ny mpanjakan'i Egypta?
Yaveh dia milaza fa tahaka ny biby masiaka any an-dranomasina izay mandry eo afovoan'ny renirano ny mpanjakan'i Egypta.