# Nasain'i Yaveh haminany manohitra an'iza i Ezekiela? Nasain'i Yaveh haminany manohitra an'i Farao, mpanjakan'i Egypta i Ezekiela. # Biby inona no lazain'i Yaveh fa tahaka ny mpanjakan'i Egypta? Yaveh dia milaza fa tahaka ny biby masiaka any an-dranomasina izay mandry eo afovoan'ny renirano ny mpanjakan'i Egypta.