plt_tq/ezk/22/04.md

8 lines
326 B
Markdown

# Inona ireo fahotana roa nolazain'i Yaveh fa nampameloka an'ilay tanàna?
Ilay tanàna dia meloka amin'ny rà izay efa nalatsak'izany, ary naloto tamin'ireo sampy nataon'izany.
# Inona no ho laza hananan'ilay tanàna rehefa avy mitsara izay Yaveh?
Ny laza fantatra na aiza na aiza dia ny hoe tanàn'ny fifanjevona izany.