# Inona ireo fahotana roa nolazain'i Yaveh fa nampameloka an'ilay tanàna? Ilay tanàna dia meloka amin'ny rà izay efa nalatsak'izany, ary naloto tamin'ireo sampy nataon'izany. # Inona no ho laza hananan'ilay tanàna rehefa avy mitsara izay Yaveh? Ny laza fantatra na aiza na aiza dia ny hoe tanàn'ny fifanjevona izany.