plt_tq/ezk/21/21.md

8 lines
381 B
Markdown

# Ahoana no hahafantaran'ny mpanjakan'i Babylona an'izay lalana tokony haleha?
Hahazo hafatra faminaniana avy amin'ny sikidy ny mpanjakan'i Babylona mba hahafantarana an'izay lalana tokony haleha.
# Inona no hiampangan'ny mpanjakan'i Babylona an'Israely mba hanafihana azy ireo?
Ny mpanjakan'i Babylona dia hiapanga an'Israely amin'ny fandikana ny dina mba hanafihana azy ireo.