# Ahoana no hahafantaran'ny mpanjakan'i Babylona an'izay lalana tokony haleha? Hahazo hafatra faminaniana avy amin'ny sikidy ny mpanjakan'i Babylona mba hahafantarana an'izay lalana tokony haleha. # Inona no hiampangan'ny mpanjakan'i Babylona an'Israely mba hanafihana azy ireo? Ny mpanjakan'i Babylona dia hiapanga an'Israely amin'ny fandikana ny dina mba hanafihana azy ireo.