plt_tq/ezk/17/13.md

8 lines
414 B
Markdown

# Inona no nataon'ny mpanjakan'i Babylona tamin'ny taranak'andriana avy tamin'ny mpanjakan'i Jerosalema?
Nanao fanekena tamin'ny taranak'andriana avy tamin'ny mpanjakan'i Jerosalema ny mpanjakan'i Babylona.
# Ahoana no nilazan'i Yaveh fa hahavelona ny tanin'Israely?
Yaveh dia nilaza fa ny tanin'Israely dia ho velona amin'ny alalan'ny mpanjakan'i Jerosalema mihazona ny fanekeny tamin'ny mpanjakan'i Babylona.