# Inona no nataon'ny mpanjakan'i Babylona tamin'ny taranak'andriana avy tamin'ny mpanjakan'i Jerosalema? Nanao fanekena tamin'ny taranak'andriana avy tamin'ny mpanjakan'i Jerosalema ny mpanjakan'i Babylona. # Ahoana no nilazan'i Yaveh fa hahavelona ny tanin'Israely? Yaveh dia nilaza fa ny tanin'Israely dia ho velona amin'ny alalan'ny mpanjakan'i Jerosalema mihazona ny fanekeny tamin'ny mpanjakan'i Babylona.