forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
436 B
Markdown
8 lines
436 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Yaveh an'i Ezekiela mba hatao sy lazaina amin'ny ankohonan'Israely?
|
|
|
|
Yaveh dia nilaza an'i Ezekiela mba hanao fampanonona sy hilaza fanoharana amin'ny ankohonan'Israely.
|
|
|
|
# Ao amin'ilay fanoharana, taiza no nambolen'ilay voromahery lehibe ny tendron'ireo rantsan'ny hazo sedera?
|
|
|
|
Nambolen'ilay voromahery lehibe tany amin'ny tany Kanana tao amin'ny tanànan'ireo mpivarotra ny tendron'ireo rantsan'ny hazo sedera.
|