# Inona no nolazain'i Yaveh an'i Ezekiela mba hatao sy lazaina amin'ny ankohonan'Israely? Yaveh dia nilaza an'i Ezekiela mba hanao fampanonona sy hilaza fanoharana amin'ny ankohonan'Israely. # Ao amin'ilay fanoharana, taiza no nambolen'ilay voromahery lehibe ny tendron'ireo rantsan'ny hazo sedera? Nambolen'ilay voromahery lehibe tany amin'ny tany Kanana tao amin'ny tanĂ nan'ireo mpivarotra ny tendron'ireo rantsan'ny hazo sedera.