plt_tq/ezk/12/26.md

8 lines
441 B
Markdown

# Rahoviana no nolazain'ny ankohonan'Israely fa hahatanteraka an'ilay fahitana ara-paminanian'i Ezekiela?
Hoy ny ankohonan'Israely hoe: 'Ny fahitana izay hitany dia ho amin'ny andro maro manomboka ankehitriny, ary maminany ny amin'ny fotoana mbola lavitra izy.'
# Inona no nolazain'i Yaveh momban'ny fahatanterahan'ny fahitan'i Ezekiela?
Yaveh dia nilaza fa ny teniny dia tsy ho tara intsony fa ny teny izay nolazain'i Yaveh dia ho atao.