# Rahoviana no nolazain'ny ankohonan'Israely fa hahatanteraka an'ilay fahitana ara-paminanian'i Ezekiela? Hoy ny ankohonan'Israely hoe: 'Ny fahitana izay hitany dia ho amin'ny andro maro manomboka ankehitriny, ary maminany ny amin'ny fotoana mbola lavitra izy.' # Inona no nolazain'i Yaveh momban'ny fahatanterahan'ny fahitan'i Ezekiela? Yaveh dia nilaza fa ny teniny dia tsy ho tara intsony fa ny teny izay nolazain'i Yaveh dia ho atao.