plt_tq/ezk/10/12.md

8 lines
221 B
Markdown

# Inona no nandrakotra an'ilay kerobima sy ireo kodia efatra?
Maso no nandrakotra an'ilay kerobima sy ireo kodia efatra.
# Inona no anarana nomena an'ireo kodia efatra?
"mikodiadia" no niantsoana an'ireo kodia efatra.