# Inona no nandrakotra an'ilay kerobima sy ireo kodia efatra? Maso no nandrakotra an'ilay kerobima sy ireo kodia efatra. # Inona no anarana nomena an'ireo kodia efatra? "mikodiadia" no niantsoana an'ireo kodia efatra.