plt_tq/ezk/09/09.md

8 lines
288 B
Markdown

# Inona no valin-tenin'i Yaveh tamin'ny fanontanian'i Ezekiela?
Namaly Yaveh fa ny heloky ny ankohonan'Israely sy Joda dia lehibe, ka tsy hitsitsy azy ireo Izy.
# Inona no notaterin'ilay mpanora-dalàna?
Notaterin'ilay mpanora-dalàna fa efa vitany izay rehetra nandidian'i Yaveh azy.