# Inona no valin-tenin'i Yaveh tamin'ny fanontanian'i Ezekiela? Namaly Yaveh fa ny heloky ny ankohonan'Israely sy Joda dia lehibe, ka tsy hitsitsy azy ireo Izy. # Inona no notaterin'ilay mpanora-dalàna? Notaterin'ilay mpanora-dalàna fa efa vitany izay rehetra nandidian'i Yaveh azy.