plt_tq/exo/19/16.md

4 lines
199 B
Markdown

# Nahoana no nangovitra ny vahoaka?
Nisy kotrokorana sy tselatra ary rahona matevina teo an-tendrombohitra, ary feon-trompetra mafy faneno. Koa, dia toran-kovitra ny olona rehetra teo amin'ny toby.