# Nahoana no nangovitra ny vahoaka? Nisy kotrokorana sy tselatra ary rahona matevina teo an-tendrombohitra, ary feon-trompetra mafy faneno. Koa, dia toran-kovitra ny olona rehetra teo amin'ny toby.