plt_tq/exo/12/05.md

8 lines
363 B
Markdown

# Oviana no tsy maintsy hamonoan'ny fiangonana manontolo ireo biby ireo?
Ary tsy maintsy mamono ireo biby ireo amin'ny takariva ny fiangonan'Israely manontolo.
# Miaraka amin'ny inona no tsy maintsy hihinanan'ireo Israelita ny zanak'ondry na ny osy?
Tsy maintsy hohanin'izy ireo miaraka amin'ny mofo tsy misy masirasira, miaraka amin'ny ahitra mafaitra izany.