# Oviana no tsy maintsy hamonoan'ny fiangonana manontolo ireo biby ireo? Ary tsy maintsy mamono ireo biby ireo amin'ny takariva ny fiangonan'Israely manontolo. # Miaraka amin'ny inona no tsy maintsy hihinanan'ireo Israelita ny zanak'ondry na ny osy? Tsy maintsy hohanin'izy ireo miaraka amin'ny mofo tsy misy masirasira, miaraka amin'ny ahitra mafaitra izany.