|
# Inona no hanaovan'Yaveh ny fon'i Farao?
|
|
|
|
Hanamafy ny fon'i Farao Yaveh.
|
|
|
|
# Oviana no ahafantaran'ireo Egyptiana hoe iza Yaveh?
|
|
|
|
Ho fantatry ny Egyptiana hoe iza Yaveh rehefa manatsotra ny tanany amin'i Egypta sy hanafaka ireo Israelita tsy ho eo amin'izy ireo Izy.
|