# Inona no hanaovan'Yaveh ny fon'i Farao? Hanamafy ny fon'i Farao Yaveh. # Oviana no ahafantaran'ireo Egyptiana hoe iza Yaveh? Ho fantatry ny Egyptiana hoe iza Yaveh rehefa manatsotra ny tanany amin'i Egypta sy hanafaka ireo Israelita tsy ho eo amin'izy ireo Izy.