# Iza no rafozan-dahin'i Mosesy?
Jetro, mpisoron'ny Midiana, no rafozan-dahin'i Mosesy
# Ahoana no nisehoan'ny anjelin'ny Tompo tamin'i Mosesy?
Niseho tamin'i Mosesy tamin'ny lelan'afo tao anaty voaroy ny anjelin'ny Tompo.