# Iza no rafozan-dahin'i Mosesy? Jetro, mpisoron'ny Midiana, no rafozan-dahin'i Mosesy # Ahoana no nisehoan'ny anjelin'ny Tompo tamin'i Mosesy? Niseho tamin'i Mosesy tamin'ny lelan'afo tao anaty voaroy ny anjelin'ny Tompo.