plt_tq/exo/02/15.md

8 lines
324 B
Markdown

# Nahoana no tsy namono an'i Mosesy i Farao?
Nitady ny hamono an'i Mosesy i Farao. Saingy nandositra an'i Farao i Mosesy ka nipetraka tany amin'ny tanin'ny Midiana.
# Iza no niezaka handroaka ireo zanaka vavin'ny mpisoron'i Midiana?
Tonga ireo mpiandry ondry ka niezaka nandroaka ireo zanaka vavin'ny mpisoron'i Midiana.