# Nahoana no tsy namono an'i Mosesy i Farao? Nitady ny hamono an'i Mosesy i Farao. Saingy nandositra an'i Farao i Mosesy ka nipetraka tany amin'ny tanin'ny Midiana. # Iza no niezaka handroaka ireo zanaka vavin'ny mpisoron'i Midiana? Tonga ireo mpiandry ondry ka niezaka nandroaka ireo zanaka vavin'ny mpisoron'i Midiana.