plt_tq/exo/01/15.md

8 lines
383 B
Markdown

# Inona no lazain'ny mpanjakan'i Egypta mba hataon'ireo mpampivelona raha lahy ny zaza?
Nolazain'ny mpanjakan'i Egypta azy ireo fa raha lahy ny zaza, dia tsy maintsy vonoin'izy ireo.
# Nahoana no tsy nanao araka izay nandidian'ny mpanjakan'i Egypta azy ireo ny mpampivelona?
Natahotra an'Andriamanitra ireo mpampivelona ka tsy nanao izay nandidian'ny mpanjakan'i Egypta azy ireo.