# Inona no lazain'ny mpanjakan'i Egypta mba hataon'ireo mpampivelona raha lahy ny zaza? Nolazain'ny mpanjakan'i Egypta azy ireo fa raha lahy ny zaza, dia tsy maintsy vonoin'izy ireo. # Nahoana no tsy nanao araka izay nandidian'ny mpanjakan'i Egypta azy ireo ny mpampivelona? Natahotra an'Andriamanitra ireo mpampivelona ka tsy nanao izay nandidian'ny mpanjakan'i Egypta azy ireo.