plt_tq/exo/01/01.md

8 lines
232 B
Markdown

# Tanàna taiza no nandehanan'ireo zanaka lahin'Israely niaraka tamin'i Jakoba?
Nandeha tany Egypta niaraka tamin'i Jakoba ireo zanaka lahin'Israely.
# Firy ny taranak'i Jakoba tany?
Fitopolo ny isan'ny taranak'i Jakoba rehetra.