# TanĂ na taiza no nandehanan'ireo zanaka lahin'Israely niaraka tamin'i Jakoba? Nandeha tany Egypta niaraka tamin'i Jakoba ireo zanaka lahin'Israely. # Firy ny taranak'i Jakoba tany? Fitopolo ny isan'ny taranak'i Jakoba rehetra.