plt_tq/est/08/01.md

8 lines
343 B
Markdown

# Nahoana i Mordekay no nanomboka nanompo teo anatrehan'ny mpanjaka?
Nanomboka nanompo teo anatrehan'ny mpanjaka i Mordekay, fa nolazain'i Estera tamin'ny mpanjaka ny fomba nifandraisan'i Mordekay taminy.
# Nahoana i Mordekay no miandraikitra ny fananan'i Hamana?
Satria notendren'i Estera ho mpiandraikitra ny fananan'i Hamana i Mordekay.