# Nahoana i Mordekay no nanomboka nanompo teo anatrehan'ny mpanjaka? Nanomboka nanompo teo anatrehan'ny mpanjaka i Mordekay, fa nolazain'i Estera tamin'ny mpanjaka ny fomba nifandraisan'i Mordekay taminy. # Nahoana i Mordekay no miandraikitra ny fananan'i Hamana? Satria notendren'i Estera ho mpiandraikitra ny fananan'i Hamana i Mordekay.