plt_tq/eph/06/19.md

8 lines
289 B
Markdown

# Inona no irian'i Paoly hananana amin'ny alalan'ny vavak'ireo Efesiana?
Paoly dia maniry ny hanana ny teny omena azy miaraka amin'ny fahasahiana rehefa manambara ny filazantsara izy.
# Aiza Paoly eo am-panoratana ity taratasy ity?
Any am-ponja Paoly eo am-panoratana ity taratasy ity.