# Inona no irian'i Paoly hananana amin'ny alalan'ny vavak'ireo Efesiana? Paoly dia maniry ny hanana ny teny omena azy miaraka amin'ny fahasahiana rehefa manambara ny filazantsara izy. # Aiza Paoly eo am-panoratana ity taratasy ity? Any am-ponja Paoly eo am-panoratana ity taratasy ity.