plt_tq/eph/06/05.md

8 lines
418 B
Markdown

# Amin'ny toetra inona no tokony ankatoavan'ny andevo Kristiana an'ireo tompony?
Ireo andevo Kristiana dia tokony hankatoa ny tompon'izy ireo amin'ny fahatsoran'ny fon'izy ireo, amin'ny fanompoana am-pifaliana tahaka ny amin'ny Tompo.
# Inona no tokony ho tsaroan'ny mpino momban'ny asa tsara ataony?
Ny mpino dia tokony hahatsiaro fa na inona na inona asa tsara vitany, dia handray valisoa avy amin'ny Tompo izy.