# Amin'ny toetra inona no tokony ankatoavan'ny andevo Kristiana an'ireo tompony? Ireo andevo Kristiana dia tokony hankatoa ny tompon'izy ireo amin'ny fahatsoran'ny fon'izy ireo, amin'ny fanompoana am-pifaliana tahaka ny amin'ny Tompo. # Inona no tokony ho tsaroan'ny mpino momban'ny asa tsara ataony? Ny mpino dia tokony hahatsiaro fa na inona na inona asa tsara vitany, dia handray valisoa avy amin'ny Tompo izy.