plt_tq/eph/05/31.md

8 lines
343 B
Markdown

# Inona no mitranga rehefa mikambana amin'ny vadiny ny lehilahy?
Rehefa mikambana amin'ny vadiny ny lehilahy dia lasa nofo iray ihany izy ireo.
# Marina miafina inona no aseho amin'ny alalan'ny fikambanan'ny lehilahy amin'ny vadiny?
Ny marina miafina momban'i Kristy sy ny Fiangonany no aseho amin'ny fikambanan'ny lehilahy amin'ny vadiny.