# Inona no mitranga rehefa mikambana amin'ny vadiny ny lehilahy? Rehefa mikambana amin'ny vadiny ny lehilahy dia lasa nofo iray ihany izy ireo. # Marina miafina inona no aseho amin'ny alalan'ny fikambanan'ny lehilahy amin'ny vadiny? Ny marina miafina momban'i Kristy sy ny Fiangonany no aseho amin'ny fikambanan'ny lehilahy amin'ny vadiny.